Entry | mihafaingana (faingana) | ||||||
Part of speech | adjective | ||||||
Explanations in Malagasy | Mihadodona, mihamalady [1.13] | ||||||
Explanations in French | Accéléré [1.13] | ||||||
Examples | Maneho tarehimarika miabo hatrany ny fitomboan' ny Harikarena malagasy ary dia hita fa mihafaingana miandalana izany.
[1.384] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Updated on 2023/01/20 |