Entry mihady (hady)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mandoaka, mandavaka amin' ny angady: Mihady tany
¶ Mihalempona: Mihady isan-taona ny tokotaninay
¶ Manongotra: Mihady vomanga
¶ Manala, mandoatra avy ao anaty tany: Mihady volamena [Rajemisa 1985]
English definition to dig, to delve; to spread, to increase, or to deepen, as a disease or an ulcer; to go to the very root of the matter. [Richardson 1885]
 to dig [Hallanger 1973]
French definition creuser, fouiller [Hallanger 1974]
Morphology 
mihady
nihady
hihady
mihadia
Compound words, titles, names 
Examples Teo ankavian' ny vavahadim-bala, nihady sy nanondraka indray izy. [Andraina: Mitaraina, page 94]
Quotes 

Updated on 2012/08/05