Entry mihabetsaka (betsaka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Tonga betsaka miandalana hatrany, mitombo isa hatrany: Efa mihabetsaka izany mpangalatra izany ankehitriny [Rajemisa 1985]
French translation devenir nombreux [Abinal 1888]
Morphology 
mihabetsaka
nihabetsaka
hihabetsaka

Updated on 2020/07/31