|
|
|
|

Entry1  mihaantitra
Part of speech  2  active verb
Explanations in English  3  [1.17.en#7] to age
Explanations in French  4  [1.3#53] vieillir
Examples  5  [4.27#2013/01/23] Mpampianatra tsy dia mahomby loatra sady efa mihaantitra no miandraikitra ny fampianarana.
6  [2.470#97] Raha mihaantitra ireo tovovavy niaraka taminy, Rasoa kosa mihitanora sy mandimandina aoka izany.
Root  7  antitra
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :

Updated on 2024/12/11