Entry |
migoboka
(goboka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mirohondrohona sy midoboka tsy mba mikarantsana fa ambany: Migoboka kokoa ny feon' ity radio ity noho itsy [1.1]
|
Explanations in English | Hollow, as the sound of a drum [1.2]
|
Explanations in French | Sonner creux, comme un coffre vide [1.3]
|
| Sonner creux, produire un son sourd [1.5]
|
Examples |
1 | Arahin-kofonkofona ny teniny, migoboka sy matotra nefa mahay manambitamby fatratra.
[2.470]
|
2 | angoatenda somary farina, migoboka daholo, manonjanonja, indraindray mafy, indraindray malemy, sahala amin' ny feo mirehaka no ampihiraina.
[2.472]
|
|
Vocabulary |
Morphology |
Present : |
migoboka |
Past : |
nigoboka |
Future : |
higoboka |
|
Other spellings |
|