Entry migoana (goana)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mamoaka feo mafy avy amin' ny fifandonan-javatra, toy ny varavarana mikatona mafy amin' ny tolana [Rajemisa 1985]
English definition to sound, as the door when knocked. [Richardson 1885]
Vocabulary 
Morphology 
migoana
nigoana
higoana

2012/08/05