|
|
|
|

Entry1  migina
Root  2  gina
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Marenina: Migina ny sofiko amin' ny tabataba ataon' ireo ankizy ireo
Manao ditra, mikiribiby: Migina mivoaka foana izy na dia efa rarana aza
(rafitra) Miady tsara, mikaona tsara: Tsy migina ny rafitr' ity latabatra ity ka izany no mampitolilalila azy
Explanations in English  5  [1.2] to be deafened by too loud a sound.
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
Compound words 

Anagrams  10  gainim, iginam, ingaim, miangy, migina

Updated on 2023/03/07