Entry migigigigy (gigigigy)
Part of speech active verb or adjective
Explanations in Malagasy Mifatotra mafy dia mafy tsy ahafaha-mikopoka: Nataonao migigigigy koa ny fatoran' ilay akohoka aiza no tsy hofaty izy [1.1]
Morphology 
Present : migigigigy
Past : nigigigigy
Future : higigigigy
Proverbs 

Updated on 2023/01/20