Entry | migaina (gaina) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Sady mafana no manevoka: Migaina izany andro izany Marary, mavesabesatra: Migaina hono ny andohany ka nomeko fanafody izy Maina dia maina, karakaina: Kitay hazo migaina ireo ka mirehitra tsara [1.1] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Synonyms | migaingaina | ||||||
Anagrams | miainga, migaina |
Updated on 2023/01/20 |