Entry mifototra (fototra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miraikitra, mifantsika eo amin' ny toerana misy ny tena: Telo taona izao izahay no nifototra teto Toamasina
Milozoka, mikely aina, milofo, mikezaka, mifantsika, mimaso: Tsy mety mifototra amin' ny fianarana ny zanakao ka tsy hahay [1.1]
Explanations in English To be rooted; to be based on [1.7]
Explanations in French être enraciné; être basé sur [1.8]
Morphology 
Present : mifototra
Past : nifototra
Future : hifototra
Imperative : mifotora
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20