Entry mifotitra (fotitra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mitoetra hafahafa ka ny tokony ho ambony no lasa ambany: Matetika ity zaza ity no mifotitra rehefa matory eo am-pandriana
¶ Mivadika: Mahay mamaky boky mifotitra izy
¶ Mandry fady, miray amin' ny olom-pady, izany hoe olona tsy azo vadina fa havana akaiky dia akaiky [Rajemisa 1985]
English definition inverted
¶ incestuous
¶ turning round as an enraged animal. [Richardson 1885]
 to be turned end for end, to be turned the wrong way [Hallanger 1973]
French definition êre tourné en sens opposé, être tourné dans le mauvais sens [Hallanger 1974]
Morphology 
mifotitra
nifotitra
hifotitra
mifotera

2013/04/22