Entry miforitra (foritra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Milefitra: Miforitra ny volotara fa tsy tapaka
¶ Mivonkina: Aza miforitra rehefa mandry
¶ Miolikolika, mihoronkorona: Niforitra ilay renimanditra
¶ Milozoka, mifantsika, mikezaka: Miforitra amin' ny fianarana io zazalahy io ka tsy mahagaga raha mahomby
¶ Manaiky, mikoy: Notenenindrainy izy vao niforitra [Rajemisa 1985]
English definition Folded, turned down. [Richardson 1885]
 to be folded [Hallanger 1973]
French definition être plié [Hallanger 1974]
Morphology 
miforitra
niforitra
hiforitra
miforeta
Compound words, titles, names 

Updated on 2013/04/22