|
|
|
|

Entry1  miforitra
Root  2 foritra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Milefitra: Miforitra ny volotara fa tsy tapaka
5 Mivonkina: Aza miforitra rehefa mandry
6 Miolikolika, mihoronkorona: Niforitra ilay renimanditra
7 Milozoka, mifantsika, mikezaka: Miforitra amin' ny fianarana io zazalahy io ka tsy mahagaga raha mahomby
8 Manaiky, mikoy: Notenenindrainy izy vao niforitra [1.1]
Explanations in English  9 Folded, turned down. [1.2]
10 to be folded [1.7]
Explanations in French  11 être plié [1.8]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
All compound words  16  2 combinations of that word

Updated on 2025/11/17