Entry mifofofofo (fofofofo)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandrivotra fatratra
Mitovy hevitra: miasa ~ miezaka mafy [Rajemisa 1985]
Explanations in English to blow hard [Hallanger 1973]
Explanations in French souffler fort [Hallanger 1974]
Morphology 
mifofofofo
nifofofofo
hifofofofo
Examples Nifofofofo ny rivotra tamin'io takariva io, ka hoatry ny milaza amin-dRazaimalala, fa anio dia anio ihany no fara andro ihetsehan'ny fofonain-dRandrianaivo. [Rajohanesa: Kintana]

Updated on 2020/07/31