Entry mifitra (fitra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mamaoka ny loto amin' ny vavafivalanana rehefa avy nivoaka, amin' ny alalan' ny taratasy na vorodamba [Rajemisa 1985]
English definition to wipe. [Richardson 1885]
Morphology 
mifitra
nifitra
hifitra
mifira
Examples hifitra ny masony anankiroa, vaky ra sy nivonto daholo na molotra na voahia, na handrina, na takolaka. [Andraina: Mitaraina, page 73]

Updated on 2012/08/02