Entry mifezafeza (fezafeza)
Part of speech adjective
Malagasy definition Mahia lava noho ny hanoanana: Mifezafeza erį»³ ny fijeriko an-dRandria izany, ohatra ny hidaboka iny raha vao hotsofin' ny rivotra [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31