Entry | 1 mifetoka |
Root | 2 fetoka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manao endrika toa mampitahotra sy vonona hamely: Nifetoka izy ka natahotra aho 5 Miomana hamely amin' ny tandrony (ny omby) [1.1] |
Explanations in English |
6 to turn the head, to be angry, to be enraged, to be violent. [1.2] |
Examples |
7 Raha nindramin-dRasoa haka vary akotry tao an-davabary izy indray mandeha , hoy izy nifetoka sy nivoaka ny trano: [2.470] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 13 fitemoka, mifetoka, mitefoka |
Updated on 2023/08/24 |