Entry (1/2) | 1 mifefy |
Root | 2 fefy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Misy fefy: Mifefy ve ny tokotaninareo? 5 Manatona ho ao ambany fiarovana: Mifefy amin' ny reniny ny zazakely [1.1] |
Explanations in English |
6 being walled, being fenced. [1.2] 7 to be enclosed by a fence, a wall [1.7] |
Explanations in French |
8 être entouré d'une clôture, etc. [1.8] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 13 mifefy |
Root | 14 fefy |
Part of speech | 15 adjective |
Explanations in Malagasy |
16 Enti-milaza ny fombafomba fanao rehefa mandevina, izay mifarana amin' ny famonoana omby [1.1] |
Explanations in English |
17 having the ceremony of the afana performed for one, applied to the deceased. [1.2] |
Updated on 2020/07/31 |