Entry mifatsifatsy (fatsifatsy)
Part of speech adjective
Malagasy definition Enti-milaza ny vary tsy mohaka fa mitsiratsiraka: Mahate hihinana izany vary izany fa mifatsifatsy erỳ [Rajemisa 1985]

Updated on 2009/02/23