Entry mifatratra (fatratra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mifanety be, mifanizina: Efa mifatratra ny tsaramaso ato fa aoka izay ~ Mifatratra ao amin' ny gara ao fotsiny ny olona fa mbola tsy tonga ny kalesin-dalamby [1.1]
Explanations in English Lying close, put close together. [1.2]
Examples Izany izy mifatratra anaty tatatra mihosona zezika maloto tsy reny fofona akory !... [2.470]
Morphology 
Present : mifatratra
Past : nifatratra
Future : hifatratra
Imperative : mifatrara

Anagrams 

Updated on 2020/07/31