|
|
|
|

Entry1  mifaritra
Root  2 faritra
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 Misy faritra, voafaritra: Tsy azony kasihinany tanintsika satria efa mifaritra mazava tsara
5 Misy dian-javatra na famantarana mipetaka: Misy mifaritra boribory mainty eo amin' ny handriny [1.1]
Explanations in English  6 having a mark, having boundary lines. [1.2]

Anagrams  mifaritra, 7 mirafitra, 8 mirifatra

Updated on 2025/11/17