Entry mifaratsaka (faratsaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mivarina, mianjera: Nafana loatra izy ka tsy tratra nifaratsaka tany anaty rano. / Nifaratsaka tany anaty hady ilay vato natorako
Mialokaloka: Nifaratsaka tany anaty ala ny lehiben' ny mpikomy ka saika tsy hita
Sandra, tohatra: Sambatra ianao fa nifaratsaka tamin' ny zava-tsoa rehetra [1.1]
Morphology 
Present : mifaratsaka
Past : nifaratsaka
Future : hifaratsaka

Updated on 2023/01/05