|
|
|
|

Entry (1/2)1  mifarana
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Vita, tapitra: Mifarana anio ny taom-pianarana
Voala romoromo, vita mitovy tantana: Ataovy mifarana tsara ny volonao
Explanations in English  4  [1.7] to terminate; to end up in a certain way
Explanations in French  5  [1.8] être terminé, finir d'une certaine façon
Examples  6  [2.470] Tokony hifarana ny lalao satria tsy maintsy hiantso azy ireo I dada sy neniny.
7  [2.472] Nanomboka nifarana ny fihadiana ny saha efatra araka ny drafitra natao tamin' ny voalohany.
Root  8  farana
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :

Entry (2/2)12  mifarana
Part of speech  13  adjective
Explanations in English  14  [1.2] even, smooth, without inequalities.
Root  15  farana

Anagrams  16  famarina, famirana, famiràna, fanamari, ifaranam, mafirana, mifarana, mirafana, niafaram

Updated on 2025/04/19