Entry mifanontona (tontona)
Part of speech active verb
Malagasy definition Tonga misesy ka ny eo tsy lasa, ny hafa avy ihany: Nifanontona ny raharaha androany ka saika tsy nahita fotoana hisakafoana akory aho
¶ Mianjera amin' ny fotoana iray: Nifanontona androany ny fankalazana ny fanambadiany sy ny fanadinany [Rajemisa 1985]
Morphology 
mifanontona
nifanontona
hifanontona
Quotes 

Updated on 2010/05/14