Entry |
mifankahita
(hita)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mihaona: Dimy taona izao isika no nifankahita farany [1.1]
|
Examples |
1 | Saingy tsaratsara kokoa ho anay ny tsy mifankahita.
[2.529]
|
2 | Ny mason' eritreritr' izy rehetra mbola mifankahita ihany!
[2.499]
|
3 | Isaky ny roa volana vao mifankahita raha haingana indrindra.
[2.470]
|
|
Morphology |
Present : |
mifankahita |
Past : |
nifankahita |
Future : |
hifankahita |
Imperative : |
mifankahità |
|
Compound words |
|
|
Entry |
mifankahità
(hita)
|
Part of speech | imperative of active verb mifankahita
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|