Entry | 1 mifanjohy |
Root | 2 zohy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mifanarakaraka mifanao aloha sy aoriana; miaraka lava eny: Nifanjohy ela teny izy roa talohan' ny hivadiany Mifanenjika: Nifanjohy ny polisy sy ilay mpangalatra |
Morphology |
|
Anagrams | 8 hifamonjy, hojinifam, mifanjohy |
Updated on 2023/01/20 |