|
|
|
|

Entry1  mifanitsy
Root  2 hitsy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Milahatra mahitsy: Tsy mifanitsy ireto andry telo ireto
5 Mifanandrify, mifanatrika: Rangahy lehibe izay no nifanitsy tamiko teo am-pisakafoana
6 Mifanaraka, sahaza: Mifanitsy amin' ny faniriako indrindra izany lazainao izany ~ Tsy mifanitsy aminy velively io asa io fa asa loatra ny nifidianany azy [1.1]
Explanations in French  7 aligné [1.13]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
All compound words  11 teboka mifanitsy
Proverbs  12  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/17