|
|
|
|

Entry1  mifanitsaka
Root  2  hitsaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mifanosy ny tongotra: Aza mifanitsaka, rankizy, fa mipetraha tsara
Mitsangana maro amin' ny toerana ety, mifanety, mifanizina: Nifanitsaka mihitsy ny mpijery hira gasy, fa nalaza ilay tarika nilalao. (Ny fiteny matetika amin' ity hevitra ity dia hoe: mifanitsa-kitro)
Explanations in English  5  [1.7] to trample on each other, to be crowded together
Explanations in French  6  [1.8] se marcher sur les pieds, être en foulé serrée
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
Compound words 

Updated on 2023/10/04