Entry mifaninona (inona)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manontany ny fifandraisana ara-pihavanana misy amin' ny olona roa: Nifaninona moa Andrianjafy sy Andrianampoinimerina [Rajemisa 1985]
Morphology 
mifaninona
nifaninona
hifaninona

Updated on 2010/05/14