Entry mifanindry (tsindry)
Part of speech active verb
Malagasy definition Enti-milaza zavatra roa ka ny iray eo ambonin' ny iray
¶ Enti-milaza zavatra roa tonga na mianjera amin' ny fotoana iray: Nifanindry tamin' ny fanadinanay ny nahaterahan' ny zanak' anabaviko [Rajemisa 1985]
French definition s'empiler, se chevaucher [SLP 1986]
Morphology 
mifanindry
nifanindry
hifanindry
Synonyms mifampitaingina ~ mifanongoa
Quotes 

Updated on 2020/07/31