|
|
|
|

Entry1  mifanindran-dalana (indra)
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  Mandeha milahatra tsy misy aloha sy aoriana, tafaraka an-dalana ka ny iray an-daniny ny iray an-kilany: Nifanindran-dalana izahay sy i Dada nankany an-tsaha [1.1]
Synonyms  4  mifanindrana

Updated on 2020/07/31