Entry mifanerana (erana)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitovy hatiana, lanja, habe: Mifanerana tsara amin' ny lohanao io satroka io fa vidio
Mifanaraka, mifanentana: Mifanerana amin' ny hareny ihany ny vola laniny ka tsy mampaninona azy [1.1]
Morphology 
Present : mifanerana
Past : nifanerana
Future : hifanerana
Compound words 

Updated on 2023/01/20