Entry mifanendrika (endrika)
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Tanosy] mifanandrify [Rakotosaona 1975]
 Mifanaraka: Mifanendrika amin' ny akanjonao tsara ny kiraronao
¶ Mitovy: Mitanendrika aoka izany izy mirahavavy [Rajemisa 1985]
French translation convenir, ĂȘtre en rapport avec [Abinal 1888]
Morphology 
mifanendrika
nifanendrika
hifanendrika

Updated on 2020/07/31