Entry mifandafatra (lafatra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miady, mifanao andaniny sy ankilany: Nifandafatra tao an-tokotany tao izy roa tonta [1.1]
Morphology 
Present : mifandafatra
Past : nifandafatra
Future : hifandafatra
Imperative : mifandafara

Updated on 2023/01/20