Entry mifanapotika (potika)
Part of speech active verb
Examples Dia lazaiko an' i dada fa amin' io "aferafera" io dia mifaninana sy mifanapotika fotsiny no atao ao satria samy te-hahazo betsaka noho ny sasany, ka izay kely hery no potika sy mon-tsana. [2.285]
Morphology 
Present : mifanapotika, mifanapotik', mifanapoti-
Past : nifanapotika, nifanapotik', nifanapoti-
Future : hifanapotika, hifanapotik', hifanapoti-

Updated on 2023/01/20