|
|
|
|

Entry 1  mifanantsafa
Root  2 antsafa
Part of speech  3  active verb
Explanations in French  [1.3]
Examples  4  Mifampiarahaba, dia mifanantsafa hasalamana, dia mifana-dina "vaovao" , dia izay. [2.285#217]
5  Fahaizany koa ny mifanantsafa amim-pahatsorana toa ny ray aman-dreny sy zanaka amin'ny vahoaka [2.298#39]

Updated on 2026/02/26