Entry mifanamby (tamby)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miloka, mifametra-teny fa izay resy an-doka dia manome vola an' ilay mandresy: Nifanamby efajato ariary izy roa lahy [1.1]
Explanations in English To lay wagers, to bet. See loka [1.2]
Morphology 
Present : mifanamby
Past : nifanamby
Future : hifanamby
Imperative : mifanambaza

Anagrams 

Updated on 2023/01/20