Entry mifanaiky (aiky)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mifanao fanekena: Nifanaiky ny andaniny sy ny ankilany fa hatsahatra ny ady
Mifanaraka, manapakevitra miaraka: Tsarovy ja nifanaiky tamiko ianao fa hanome vola ariary zato ahy
Enti-milaza olona roa mifanao fanekena fa hivady: Efa nifanaiky teo imason' Andriamanitra sy ny fiangonana ianareo [1.1]
Explanations in French Comme mifaneky [1.3]
Examples 
1Izy roa ireo no mifanaraka sy mifanaiky. [2.606]
2Ny hoe tsy mifanaiky amim-bazaha dia toa fomba ilazàna fa tsy manaiky ny vazaha. [2.366]
Morphology 
Present : mifanaiky
Past : nifanaiky
Future : hifanaiky
Imperative : mifaneke
Proverbs 

Updated on 2023/02/27