Entry mifanadino (hadino)
Part of speech active verb
Explanations in French  [1.3]
Examples 
1Mifanadino ary samy mihevitra ny tenany. [2.332]
2Hafatrafatra sesilany ny hoe: samia manoratra, aza mifanadino. [2.643]
Morphology 
Present : mifanadino, mifanadinon', mifanadinon-, mifanadinom-
Past : nifanadino, nifanadinon', nifanadinon-, nifanadinom-
Future : hifanadino, hifanadinon', hifanadinon-, hifanadinom-

Updated on 2023/02/18