Entry | 1 mifampitana (tana) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in French |
3 se saisir mutuellement [3.1] |
Examples |
4 Iza no ho resin' ireo raha miaramila samy miaramila izao no mifampitana! [2.472#] 5 Raha mananika làlan-tsarotra, ka mifampitana isika, raha solafaka ny farany, dia hotaritiny hisolafaka ihany koa ny namana voalohany. [2.270#] |
Morphology |
|
Updated on 2024/10/20 |