Entry mifamatra (fatra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mitovy fatra amy..., mifandanja: Tsy mifamatra amin' ny fitiavan-dray aman-dreny matetika ny fitiavan' ny zanaka [Rajemisa 1985]
Morphology 
mifamatra
nifamatra
hifamatra
Compound words, titles, names 

Entry mifamatra
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Sihanaka] mifanditra [Rakotosaona 1975]

Updated on 2020/07/31