Entry mifako (fako)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manangona (fikotra, ahitra bozaka): Lasa nifako kitay any an-tsaha any izy [Rajemisa 1985]
Explanations in English to gather up rubbish. [Richardson 1885]
Morphology 
mifako
nifako
hifako
mifakoa
Compound words, titles, names 
Examples Impiry no efa nifako kitay teny rehetra teny anefa ireny zaza ireny fahavelon-drainy? [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 78]
Quotes 

Updated on 2020/07/31