Entry mifahy (fahy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mihamatavy mihavondraka, matavy: omby mifahy [1.1]
Explanations in English To be fattened, confined [1.2]
Explanations in French S'engraisser, être gras, être enfermé, être aux arrêts [1.3]
Examples Eo ny dia an-tongotra, ny fiainana mifahy sahala amin' ny gadra, ny fikarakarana sakafo amin' ny toerana sy fomba tsy manavanana. [2.472]
Morphology 
Present : mifahy
Past : nifahy
Future : hifahy
Imperative : mifahaza
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/08/11