Entry mifafa (fafa)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manala ny loto, fako, potipoti-javatra amin' ny kifafa: Mifafa tokotany isa-maraina ny olona madio [Rajemisa 1985]
English definition to sweep, to wipe, to clear away. [Richardson 1885]
Morphology 
mifafa
nifafa
hifafa
mifafà
Synonyms mamafa
Compound words, titles, names 
Examples Nohararaotiny ny zava-misy handiovana indray mifafa ny rivotra politika eto Madagasikara. [Andraina: Mitaraina, page 207]
Quotes 

Entry mifafĂ  (fafa)
Part of speech imperative of active verb mifafa [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

2013/04/19