Entry mifaditra (faditra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manala faditra izany hoe manao faditra mba hisakanana loza atahorana hanjo, na mosavy, na aretina sakanana tsy hahavoa. [Rajemisa 1985]
English definition having the faditra offered for one. [Richardson 1885]
Morphology 
mifaditra
nifaditra
hifaditra
mifadira
Compound words, titles, names 
Quotes 

2012/08/01