|
|
|
|

Entry1  mievotra
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mibontsina ho avoavo, mivohitra noho ny manodidina: Mievotra ny trafon' omby
Miaina, miverina amin' ny toetrany teo aloha raha alefitra: Mievotra ny rantsankazo nalefitra
Mitana toerana ambony: Mievotra io lehilahy io ka mirehareha izaitsizy
Miantsambotra miakatra: Mievotra ny baolina
Mivadika ny teny natao, mitsoa-teny, miova fiteny: Mievotra matetika tzy ka tsy azo itokiana
4  [1.13] misavoana, mitsambikina
Explanations in French  5  [1.13] bondir
Root  6  evotra
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Compound words 
Proverbs  13  Proverbs containing the word mievotra

Anagrams  14  mievotra, voaetrim

Updated on 2025/01/21