Entry mietake
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Betsileo] mifitsaka, misitrisitrika: Ampandrosoane ko mietake, hajaene ko milaodrano (Asaina mandroso nefa mifitsaka, hajaina nefa milaoka rano) [Rakotosaona 1975]

Updated on 2020/07/31