Entry miesotra (esotra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miala amin' ny toerana misy na nasiana ny tena, mihataka: Miesora teo ianao fa tsy mahavita na inona na inona [1.1]
Explanations in English To go away [1.7]
Explanations in French S'ôter, s'en aller [1.8]
Morphology 
Present : miesotra
Past : niesotra
Future : hiesotra
Imperative : miesora

Anagrams 

Updated on 2023/01/20