|
|
|
|

Entry1  miesotra (esotra)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Miala amin' ny toerana misy na nasiana ny tena, mihataka: Miesora teo ianao fa tsy mahavita na inona na inona [1.1]
Explanations in English  4  to go away [1.7]
Explanations in French  5  s'ôter, s'en aller [1.8]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Anagrams  10  miesotra, misaotre, remaitso

Updated on 2023/01/20