Entry midredridredry (dredridredry)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mitaraindraina, mitomanimany na mikonetaka lava: Loza raha hidredridredry ii zaza io: tsy fantatra na misy maharary azy na diso mihanta loatra ny anao [Rajemisa 1985]
English definition to groan, to cry out with pain, to creak. [Richardson 1885]
Morphology 
midredridredry
nidredridredry
hidredridredry

2010/05/06